Windev/Webdev Madagascar

Partagez vos connaissances, astuces et expériences sur un logiciel, sur la programmation.
Répondre
Avatar du membre
Seven
Site Admin
Messages : 10
Enregistré le : 21 juil. 2017, 11:53
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Contact :

Windev/Webdev Madagascar

Message par Seven » 31 juil. 2017, 11:17

Salama e,

Maro no mampiasa Windev sy Webdev fa aiza no sehatra ifanakalozan'izy ireo eto Madagasikara. Efa nikaroka tany amin'ny tambajotra Facebook ihany fa toa tsy nahita actif aho.

Tsara mantsy raha mba mifampizara traik'efa satria ilaina izany ho an'ny fandrosoan'ny tsirairay.
Admin du forum Malagasy Miresaka

Répondre

Qui est en ligne

Utilisateurs parcourant ce forum : Aucun utilisateur enregistré et 1 invité