Sandan'ny bitcoin

Discussions sur le web en général: développement web, webmastering, hébergement, référencement, astuces et conseils, ...
Répondre
Avatar du membre
Seven
Site Admin
Messages : 9
Enregistré le : 21 juil. 2017, 11:53
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Contact :

Sandan'ny bitcoin

Message par Seven » 02 août 2017, 08:36

Miakatra andro aman'alina ny sandan'ny bitcoin (monnaie numérique) izay efa betsaka mpampiasa eran-tany na dia mbola vitsy aza no mampiasa izany eto Madagasikara. Raha ny tsaroako izao dia tamin'ny herintaona ny 1BTC = 500€ tany ho any, raha ny androany izy efa tafakatra 2.328,07€ ny 1BTC. Azo lazaina fa manana ny ho aviny tokoa raha ity vola iray ity.

Raha mahaliana anao ny mahakasika ny bitcoin dia azonao jerena ao amin'ny Wikipedia ny mombamomba izany.
Admin du forum Malagasy Miresaka

Répondre

Qui est en ligne

Utilisateurs parcourant ce forum : Aucun utilisateur enregistré et 1 invité